Entrée | 1 ala olana |
Mots élémentaires | 2 ala, olana |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 famahana tady mifadiditra 5 fanamboarana toe-draharaha sarotra na manahirana [1.1] |
Explications en anglais |
6 [1.2] |
Exemples |
7 Ramasy no nahita ny alaolana. [2.472#] 8 Ny fahasarotan' ny zava-misy dia tsy ahafahana mandroso alaolana tsotsotra na koa vahaolana tefy maika. [4.27#] |
Synonymes | 9 ala rohana |
Mis à jour le 2023/01/21 |